Akon'i Gasikara
Soa i Madagasikara
Publishing Details
Contact & Outreach
About This Podcast
Explore Statistics
Recent Episodes
Didier Ratsiraka : Fampihavanam-pirenena sy fanorenana ny ho avy
Ao anatin’ity raki-peo ity, Didier Ratsiraka, Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara teo aloha, dia mizara fomba fijery lalina momba ny hoavin’ny firenena. Miverina mijery ny zava-bita nandritra ny…
Sefo Fokontany : tokony hofidiana sa hotendrena ? Hevitry ny Depiote Antoine Rajerison
Ao anatin’ny adihevitra momba ny fanavaozana eto Madagasikara, miverina indray ny resaka momba ny toeran’ny Sefo Fokontany. Amin’ity fizarana ity, Antoine Rajerison, depiote an'i Madagasikara, dia…
Michaël Randrianirina : Antso ho an’ny tanora – Fahatsiarovana 29 Martsa 1947
Tamin’ny fankalazana ny 29 Martsa 1947 tao Moramanga, Michaël Randrianirina, filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, dia nandefa hafatra mahery vaika ho an’ny tanora malagasy. Miantso…
Tanora malagasy sy politika : antso sy hafatra avy amin’i Hajo Andrianainarivelo
Amin’ityfandaharana ity, Soa i Madagasikara dia mitondra ampahan’ny kabarin’i Hajo Andrianainarivelo, izay miresaka mivantana amin’ny tanora malagasy. Hafatra mazava no apetrany : ny tanora no ho…
Hetsika fambolen-kazo sy politika – inona marina no tanjon’ny Malagasy Miara Miainga ?
Amin’ity fandaharana ity, Soa i Madagasikara dia mijery akaiky ny hetsika fambolen-kazo nataon’ny antoko Malagasy Miara Miainga (MMM), notarihin’i Andriamatoa Hajo Andrianainarivelo, >Filoha…
Fitsidihana Ofisialy any Rosia : Fanavaozana sy Fiandohana Vaovao
Nanao fitsidihana ofisialy tany Rosia ny Filohan’ny Repoblika Michaël Randrianirina, tao anatin’ny fanamafisana sy fanavaozana ny fifandraisana diplomaty efa naharitra 55 taona teo amin’i…
Didier Ratsiraka sy ny Vinan’ny Angovo : Bemolanga sy Tsimiroro, Fahafahana Very sa Fotoana Mbola Azo Raisina ?
Tamin’izany fotoana izany dia efa nisy fandinihana lalina momba ny gisement solika mavesatra ao Bemolanga sy Tsimiroro. Harena voajanahary goavana izay heverina fa afaka mamaly ampy ny filàn’ny…
31 Desambra 2025 - Ny Lalana Efa Natoron’ny Tanora
Ao anatin’ity podcast ity dia henontsika ny ampahan’ny lahatenin’ny Filoha Michaël Randrianirina tamin’ny 31 Desambra 2025. Ao anatin’izany kabary izany dia nanamafy izy fa “efa voatrasy ny lalana”.…
Kabary nataon’i Michaël Randrianirina – Toromarika ho an’ny governemanta vaovao
Tamin’ny 29 oktobra 2025, nandritra ny fananganana ny governemanta voalohany, Michaël Randrianirina dia nanao kabary mazava sy hentitra ho an’ireo minisitra vaovao. Nohamafisiny fa tsy…
Mikolo : Feon’ny GenZ Tsy Natahotra
Ao anatin’ity fizarana ity dia hifantoka amin’i Mikolo, mpianatra iray izay lasa endriky ny GenZ nandritra ny hetsika nataon’ny tanora teto Madagasikara. Na teo aza ny fisian’ny hery mitam-piadiana…
Antson’ny Ray aman-dReny avy any Sambava ho an’ny Tanora : Aza Manaiky ny Tsy Rariny
Ao anatin’ity fizarana ity dia heno ny antso mafy nataon’ny Ray aman-dReny iray avy any Sambava nandritra ny hetsika nataon’ny GenZ eto Madagasikara. Tsy nanafina hevitra izy, ary tsy nihodinkodina…
GenZ Renim-pianakaviana manohana ny zanany
Ao anatin’ity fizarana ity dia mitantara renim-pianakaviana iray izay niara-nandeha tamin’ny zanany lahy nandritra ny hetsika nataon’ny GenZ eto Madagasikara. Tsy fijery ivelany fotsiny no nataony,…
Marina daholo ny lazainao Ramatoa Lalatiana RAKOTONDRAZAFY
Ao anatin’ity fizarana ity dia averina jerena ny lahateny nataon’i Ramatoa Lalatiana RAKOTONDRAZAFY fony izy mbola tao amin’ny fanoherana. Tamin’izany fotoana izany dia mazava sy hentitra ny teniny,…
Profesora James RATSIMA manamafy ny Fitiavan-tanindrazana
Ao anatin’ity fizarana ity dia manazava mazava ny Profesora James Ratsima fa tsy tokony ho teny mamy re amin’ny kabary na lahateny ihany ny fitiavan-tanindrazana. Tsy ampy ny miteny hoe “tiako i…
Profesora James RATSIMA mametraka fanontaniana
Fanontaniana mila valiny avy amin'ny fitondrana tarihin'ny Filoha Andry Rajoeliana. Resaka hala-bato amin'ny fifidianana, tsindry hazolena, fandrahonana ny mpiara-monina, ary mangony manokana ny…
Mafy ny fiainana ao Mandritsara
Efa ny Malagasy manerana ny Nosy no mahatsapa fa mafy ny fiainana andavan'andro. Mpitondra Bajaja sy mpandinika ny raharaham-pirenena no milaza ny sationan'ny fahorian'ny vahoaka ao Mandritsara,…
Ny fahalalahan'ny asa fanaovan-gazety
Aiza ho aiza ny fahafahana sy ny fahalalahana misy ho an'ireo mpanao gazety rehefa hamoaka ny vaovao marina eto amintsika. Ny famakafakan'i Hervé RAKOTOZANANY, mpanao gazety sy mpampianatra.
29 Marsa 1947
Hatramin'ny fahafantaran'ny Malagasy fa mizaka zo-pirenena frantsay ny Filoha Andry Rajoelina, dia maro ny feo manakiana fa tsy mendrika ny hanamarika ny tsingeri-taona fahatsiarovana ny tolona…
Herisetran'ny mpitandro filaminana
Herisetran'ny mpitandro filaminana sy fanitsakitsahana ny zon'olombelona. Dinika miaraka @ i Andrianjakamahery Hervé, filohan'ny fikambanan'ny mpianatra Oniversite, sy @ i Ramanamiseta Johary Carol,…
Miakatra ny rano eny ambany tanàna
Tsy misy fihatsarana ny fiainan'ny mponina eny ambany tanàna rehefa fahavaratra. Miakatra ny rano, mitondra haretina isan-karazany. Hatreto aloha dia tsy mbola ahitana rafi-drasa isorohana izany.…
Frequently Asked Questions
Akon'i Gasikara has published 69 episodes since February 2017, covering topics in Documentary, Education.
Akon'i Gasikara is currently moderate with new episodes every 2 weeks. Average episode length is 2m.
Sign up on Grep.FM to access contact details for Akon'i Gasikara, including email and social media links.