Episodes 7
Avg. Duration 11m
Activity Moderate
Since May 2024
Latest Episode Mar 2025

Publishing Details

Schedule
Semi-Annually
Hosting
radio.soaimadagasikara.org

Contact & Outreach

About This Podcast

Podcast sur l'éducation civique et citoyenne à Madagascar. Des émissions sans autre ambition que de partager à tous les Malagasy la connaissance de son environnement social, économique, juridique et politique pour mieux vivre ensemble et construire un développement cohérent aux aspirations de tout un peuple. Fandaharana miandrandra ny fanabeazana ny olom-pirenena eto Madagasikara. Fandaharana tsy misy finiavana afa tsy ny fizarana ny fahalalana mikasika ny lafiny ara-tsosialy, toe-karena, lalàna ary politika eto @ firenena mba hanatsarana ny fiaraha-monina sy hampiharana izay fandrosoana andrandrain'ny maro an'isa. Atolotry ny Dr Nirina MILIJAONA.

Explore Statistics

Recent Episodes

Ny adidy sy andrikitry ny olompirenena aorian’ny fifidiana

Mar 17, 2025 11m

Ny demokrasia dia fahefan’ny vahoaka, avy amin’ny vahoaka, ho an’ny vahoaka. Fahefan’ny vahoaka (satria vahoaka masimandidy). Ary avy amin’ny vahoaka (Izay voalazantsika teo hoe mamindra ny fahefana…

Ny voalaza ao anaty lalampanorenana momba ny Kaominina

Dec 01, 2024 13m

Ny fanontaniana azontsika tonga dia apetraka avy hatrany dia hoe : Tena mizaka tena ara-pitantanana sy ara-bola araky ny voalazan’ny lalampanorenana tokoa ve ny nondrombahoakam-paritra…

Ny Repoblika nifandimby teto Madagasikara - Tapany voalohany

Jun 26, 2024 11m

Ny repoblika voalohany dia ny « Repoblika Malagasy » izay nanana ny teny filamatra : Fahafahana-Tanindrazana-Fandrosoana, nanomboka tamin' ny 14 Ôktôbra 1958 ka hatramin’ ny 30 Desambra 1975. Ny…

Ny asa sy andraikitry ny Solombavambahoaka - Tapany fahatelo

Jun 25, 2024 15m

Resaka momba ny asa sy andraikitry ny solombavambahoaka tapany fahatelo araky ny voalaza ao anaty lalampanorenana manomboka eo amin’ny andininy faha-68 hoe : Ny Antenimierampirenena sy ny…

Ny asa sy andraikitry ny Solombavambahoaka - Tapany faharoa

May 26, 2024 10m

Noho ny fangatahana fanazavana fanampiny momba ny asa sy andraikitry ny solombavambahoaka avy amintsika mpihaino, dia nasiana tapany faharoa ity fandaharana ity. Tokony ho tankintsika ihay koa ny…

Ny asa sy andraikitry ny Solombavambahoaka - Tapany voalohany

May 09, 2024 10m

Fandaharana izay hanaovana fitaizana olom-pirenana araky ny fampahafatarana izay efa natao, eto amin’ny radio Soa i Madagasikara. Ny fanontaniana izay hezahintsika ho valiana amin’ity fandaharana…

Fanolorana

May 01, 2024 9m

Fandaharana izay hanaovana fitaizana olom-pirenana izay anasana antsika olompirenena rehetra mahatsapa fa manana adidy sy andraklitra amin’ny mpiaramonina sy ny mpiarabelona satria ny fahalalana dia…

Frequently Asked Questions

How many episodes does Mba fantatrao ve ? have?

Mba fantatrao ve ? has published 7 episodes since May 2024, covering topics in Documentary, Education.

Is Mba fantatrao ve ? still active?

Mba fantatrao ve ? is currently moderate with new episodes semi-annually. Average episode length is 11m.

How do I contact Mba fantatrao ve ? for sponsorship or guest appearances?

Sign up on Grep.FM to access contact details for Mba fantatrao ve ?, including email and social media links.

Similar Podcasts